|
|
|
|

Entry (1/2)1  minona (inona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala] [1.78]
4  Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
Explanations in French  5  boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3#281]
Examples  6  Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba [2.857#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word minona

Entry (2/2)13  minòna (inona)
Part of speech  14  imperative of active verb minona
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#281]
Tables and plates  15  All the active imperatives

Anagrams  16  mañino, minona, minòna, monina, mañino, minona, minòna, monina

Updated on 2023/10/20