|
|
|
|

Entry (1/3)1  sotro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo. [1.1]
Explanations in English  4 a spoon. [1.7]
Explanations in French  5 cuillère. [1.3, 1.8]
6 Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi. Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées. Cette pratique est tombée en désuétude. [1.196]
Examples  7  Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [2.324]
8  Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [2.472]
All compound words  9  10 combinations of this word

Entry (2/3)10  sotro
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana.
13 enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza. [1.1]
Explanations in French  14 action de boire. [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  27  4 combinations of this word
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Entry (3/3)29  sotro
Part of speech  30  noun
Explanations in French  31 appellation botanique: Phylloxylon. [2.612]
32 Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères. Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae). [Sakalava] [1.196]
Vocabulary  33  Botany: tree
Synonyms  34 harahara, tsiavango, voafatra

Anagrams  35 rotso, 36 sotro

Updated on 2025/11/09