| Entry (1/2) | 1 misarona |
| Root | 2 sarona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano
9 Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany [1.1] |
| Explanations in English |
10 to have a lid on, to be covered
[1.7] |
| Explanations in French |
11 être couvert, se couvrir
[1.8] |
| Examples |
12 Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
[2.470#44]
|
| Analogs | 13 mibofoka, 14 mibonoka, 15 mifonoka, 16 mikobona, 17 mirakotra, 18 misakobona, 19 misalobona |
| Combinations | 20 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misarona |
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 22 misaròna |
| Root | 23 sarona |
| Part of speech | 24 imperative of active verb misarona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | misaròna, misarona |
| Updated on 2026/08/15 |
|