|
|
|
|

Entry 1  mibofoka
Root  2 bofoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: Asa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am-pandriany ao izy [1.1]

Updated on 2026/04/20