| Entry | 1 mirakotra |
| Root | 2 rakotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra io zaza io ~ Hangatsiaka io vary tsy mirakotra io
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be covered.
[1.2] 10 to be covered, as a pot, as a person under a blanket, etc [1.7] |
| Explanations in French |
11 être couvert, comme un pot, une personne sous une couverture
[1.8] |
| Examples |
12 ny lohasaha filalaovanay / mirakotra ahitra milenodenoka
[2.131]
13 sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin'ny folo [2.996] |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|