|
|
|
|

Entry 1  mitombina
Root  2 tombina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao
9 Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany
10 Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy
11 Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany [1.1]
12 tsara fototra ka marin-toerana [1.13]
Explanations in French  13 stable [1.13]
Examples  14  Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany. [2.470#160]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitombina

Updated on 2026/04/20