Entry mihaminkamina (haminkamina (hamina))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana
(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Explanations in English To behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
Examples Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470]
Morphology 
Present : mihaminkamina
Past : nihaminkamina
Future : hihaminkamina
Imperative : mihaminkamìna
Synonyms mihamina

Entry mihaminkamìna (haminkamina (hamina))
Part of speech imperative of active verb mihaminkamina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Synonyms mihamìna

Updated on 2022/09/05