Entry miliba (liba)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto
Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy
Mitovy hevitra: akanga ~ angatra ~ angelingely ~ be haitraitra ~ be siasia ~ manampatra ~ manampoka aina ~ manao ny danin' ny kibo ~ manaram-batana ~ manaram-po ~ manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo ~ manaram-po ohatra ny kary an' efitra ~ manjehy ny andro ho lava ~ miala liana ~ mianjady ~ migalabina ~ migodana ~ mihary zaka ~ mihenjy ~ mikarenjy ~ tondraka anio manan-jara izay ho ampitso ka ho hitanao ~ tsy mijery ny lany ~ tsy mitsapa ny ho farany [1.1]
Morphology 
Present : miliba
Past : niliba
Future : hiliba
Imperative : milibà

Entry milibà (liba)
Part of speech imperative of active verb miliba [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20