Entry angatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explanations in English Partiality [1.2, 1.7]
 Unfair dealing, unfair judgement
Also false praise, flattery. [1.2]
 Unfairness [1.7]
Explanations in French Partialité, préférences [1.8]
Derivatives 
Compound words 

Entry angatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Lolo, avelo, fanahy [1.78]
  [Tanala] Matoatoa na lolo [1.78]
 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Explanations in French  [Merina] Ambiroa [2.165]
Explanations in English Spirit, ghost, demon. [1.2]
 A ghost [1.7]
Explanations in French Fantôme [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Analogs  lolo ~ matoatoa
Proverbs 

Entry angatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
 Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explanations in English Gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
 Gonorrhea [1.7]
Explanations in French Blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulary 
Analogs  akohofotsy ~ ambaniana ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Entry angatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] maivana [1.78]
Synonyms miangatra

Anagrams 

Updated on 2023/08/15