|
|
|
|

Entry (1/3)1  masina (hasina)
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Explanations in Malagasy  7  Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
8  Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina
9  Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1]
Explanations in English  10  holy [1.2, 1.7]
11  consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2]
12  sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7]
Explanations in French  13  saint [1.8, 1.196]
14  sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8]
15  efficace, sacré [1.196]
Examples  16  Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470]
17  masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471]
18  Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48]
Morphology 
19  Simple :
20  Imperative :
Other spellings  21  masy
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word masina

Entry (2/3)34  masìna (hasina)
Part of speech  35  imperative of adjective masina
Explanations in French  [1.3]
Tables and plates  36  All the adjective imperatives

Entry (3/3)37  masina
Part of speech  38  adjective
Explanations in Malagasy  39  marikivy [Bezanozano, Sihanaka, Tanala] [1.78]
40  makirana [Sihanaka, Tanala] [1.78]
Morphology 
41  Present :
42  Past :
43  Future :

Anagrams  44  manisa, manisà, masina, masìna, manisa, manisà, masina, masìna

Updated on 2023/06/14