Entry fahamasinana (masina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana [1.1]
Explanations in French Vertu, efficacité, sainteté. [1.3]
Examples 
1Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; [2.996]
2Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana. [2.324]

Updated on 2024/02/19