|
|
|
|

Entry 1  marikivy
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana [1.1]
Explanations in English  7 sour, acid [1.7]
Explanations in French  8 aigre, acide [1.8]
9 qui a un goût acide, aigrelet [1.196]
Examples  10  Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany. [2.4#]
11  Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#]

Updated on 2026/04/20