|
|
|
|

Entry (1/2)1  mankalaza
Root  2  laza
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena
5  manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy [1.1]
Explanations in English  6  to glorify, to exalt
7  to report a person as having been guilty of some bad deed [1.2]
Explanations in French  8  publier, glorifier [1.3, 1.5]
9  solenniser, fêter, remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait) [1.3]
Examples  10  Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra. [2.508#35]
11  Tamin' ny lanonana tamin' ny faran' ny Jolay dia firenena tokony ho fitopolo avy any am-pita no nandefa solontena hiara-mankalaza ny fahaleovantenan' i Madagasikara. [2.113#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  mandaza, midera, manome voninahitra, manome laza, mankasitraka, manaja, mandritika, mihoby, manakora, mitehaka, manondrotra, mananoano, manandratra, mampakatra, manambony, manangana, manangitrangy, mananampempa, manantoana, manandratsandratra, manandriana, manajohary, mitsoaka

Entry (2/2)17  mankala
Root  18  laza
Part of speech  19  imperative of active verb mankalaza
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]
Tables and plates  22  All the active imperatives

Anagrams  23  mankalaza, mankalazà, mankalaza, mankalazà

Updated on 2024/06/04