|
|
|
|

Entry (1/5)1  manangana
Root  2  tsangana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
5  Mampijoro, manorina: Manangan-trano
6  Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
7  Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/5)14  manangana
Root  15  angana
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
Explanations in French  18  se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
Compound words 

Entry (3/5)20  manangana
Root  21  angana
Part of speech  22  active verb
Explanations in English  23  to lift up the head [Provincial] [1.2]
Compound words 

Entry (4/5)25  manangana
Part of speech  26  active verb
Explanations in Malagasy  27  mijanona [Sihanaka] [1.78]

Entry (5/5)28  mananna
Root  29  tsangana
Part of speech  30  imperative of active verb manangana
Tables and plates  31  All the active imperatives

Anagrams  32  manangana, manangàna, manganana, manangana, manangàna, manganana

Updated on 2023/08/11