| Entry | 1 mitehaka |
| Root | 2 tehaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy
9 Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [1.1] |
| Explanations in English |
10 to pat; to clap the hands, to applaud
[1.7] |
| Explanations in French |
11 donner une tape à; applaudir en battant des mains
[1.8] |
| Examples |
12 Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany.
[2.472#53]
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 mihatake, mitehaka |
| Updated on 2026/04/21 |
|