Entry (1/2) | 1 mandodona |
Root | 2 dodona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy 5 Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo [1.1] |
Explanations in English |
6 to urge, to press, to excite [1.7] |
Explanations in French |
7 presser, exciter à [1.8] |
Examples |
8 Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo. [2.245#] 9 andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga" [2.5#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mandodòna |
Root | 15 dodona |
Part of speech | 16 imperative of active verb mandodona |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Tables and plates |
18 All the active imperatives |
Anagrams | 19 mandodona, mandodòna, mandodona, mandodòna |
Updated on 2023/01/20 |