|
|
|
|

Entry 1  dodona
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  15 Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
16 Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. [1.1]
Explanations in English  17 in a hurry; pushing violently [1.7]
Explanations in French  18 [Tankarana] pressé. See dodoka. [1.19]
Examples  19  tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [2.313#133]
20  Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [2.4#99]
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21