Entry (1/3) | 1 mamokatra |
Root | 2 vokatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome vokatra, miteraka betsaka |
Examples |
5 Ny zezika enti-mamokatra. [2.117#] 6 Antsoina hoe kotra na reraka ny tany tsy mamokatra firy. [2.117#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 mamokatra |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka, Tanala]
mamoaka avy any anaty tany |
Entry (3/3) | 15 mamokatra |
Root | 16 fokatra |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in English |
18 [1.2] to confess, to acknowledge. Usually applied to persons convicted by the tangena ordeal, who then owned that they were sorcerers, and disclosed what they had done, and where they found their charms, etc. |
Anagrams | 19 mamokatra, mamotraka |
Updated on 2023/01/20 |