Entry | fokatra | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fampisehoana ny tapotsi-maso amin' ny olona tiana hoharabina Fampisehoana ankarihary ny tao anaty tany, ny lasa [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Exhibition, extraction, action de tirer de l'oubli, de produire au jour [1.3] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Anagrams | fokatra, fotraka |
Updated on 2022/06/28 |
![]() |