|
|
|
|

Entry (1/2)1  vokatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna [1.1]
4  Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [1.1]
Explanations in English  5  Fruit, produce; a result [1.7]
Explanations in French  6  Produit, résultat [1.8, 1.13]
7  Fruit, récolte qui produit [1.8]
8  Effet, conséquence [1.13]
9  Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [1.196]
Examples  10  izahay mampakatra ny vokatra. [2.442#]
11  Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27#]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word vokatra
Article  24  Randzavola: vokatra ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Entry (2/2)25  vokatra
Part of speech  26  adjective
Vocabulary  27  Botany
Explanations in Malagasy  28  Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity [1.1]
29  Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [1.1]
Explanations in English  30  Productive [1.7]
Explanations in French  31  Fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [1.196]
Examples  32  vokatra be ny voanjonareo. [2.472#]
Compound words 

Anagrams  35  vokatra, votraka

Updated on 2023/06/17