|
|
|
|

Entry1  maloto
Root  2  loto
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany
5  Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany
6  Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio
7  Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [1.1]
Explanations in English  8  filthy [1.2, 1.7]
9  dirty [1.2]
10  impure [1.7]
Explanations in French  11  sale [1.3, 1.8]
12  impur [1.3]
13  souillé [1.8]
Examples  14  Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. [2.472]
15  tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano. [2.48]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word maloto

Updated on 2023/10/19