| Entry | 1 vetaveta |
| Root | 2 veta |
| Part of speech | 3 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity
8 Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy 9 Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany [1.1] |
| Explanations in English |
10 indecent, loathsome
[1.7] |
| Explanations in French |
11 indécent, abominable
[1.8] |
| Examples |
12 Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly.
[2.472#57]
|
| Anagrams | 13 tevateva, vetaveta |
| Updated on 2026/04/20 |
|