|
|
|
|

Entry 1  mahavoafady
Elementary words  2 mahavoa, 3 fady
Part of speech  4  active verb
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Explanations in English  8 to cause disgrace by overstepping taboo [1.7]
Explanations in French  9 Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais: Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore) [1.3#840]
10 se déshonorer en violant un tabou [1.8]
Examples  11  Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady [2.996]
12  fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69#161]
Synonyms  13 mamoafady
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22