Entry (1/2) | 1 loto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra 4 Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao 5 Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto! [1.1] |
Explanations in English |
6 dirt, filthiness [1.7] |
Explanations in French |
7 saleté, souillure [1.8] |
Examples |
8 madio tsisy loto, tsisy fangarony. [2.314] 9 Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako. [2.445] 10 Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto! [1.214] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 21 lôtô |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy [1.1] |
Vocabulary |
24 Game |
Anagrams | 25 loto, lôtô, tolo, loto, lôtô, tolo |
Updated on 2023/10/19 |