Entry (1/6) | 1 maina |
Root | 2 haina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro 5 Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay 6 Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra [1.1] |
Explanations in English |
7 dry [1.7] |
Explanations in French |
8 sec [1.3#419] 9 desséché, tari [1.3#419] 10 à sec [1.8] |
Examples |
11 Tany maina sy trano foana no aty. [2.472] 12 Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [1.38] |
Derivatives |
|
Antonyms | 18 lena |
Analogs | 19 makiana, haraka, karakaina, mangetana, vaky hentana, tankina, ritra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/6) | 60 maina |
Root | 61 haina |
Part of speech | 62 adjective |
Explanations in Malagasy |
63 Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1] |
Explanations in French |
64 désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3#419] |
Entry (3/6) | 65 maina |
Part of speech | 66 adverb |
Explanations in English |
67 in vain [1.7] |
Explanations in French |
68 en vain [1.8] |
Compound words |
|
Tables and plates |
72 All the adverbs |
Entry (4/6) | 73 maina |
Part of speech | 74 noun |
Explanations in French |
75 (équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. [Betsileo, Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
Vocabulary |
76 Botany |
Entry (5/6) | 77 maina |
Part of speech | 78 noun |
Explanations in French |
79 (de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
80 Botany |
Entry (6/6) | 81 Maina |
Elementary words | 82 maina |
Part of speech | 83 name (toponym) |
Vocabulary |
84 Geography: towns |
Tables and plates |
85 Full list |
Anagrams | 86 amina, Maina, maina, Mania, mania, mañia, miana, miaña, amina, Maina, maina, Mania, mania, mañia, miana, miaña |
Updated on 2023/05/22 |