Entry ritra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza rano lany tsy misy intsony, tankina, sy maina: Ritra ny loharano ka tsy mahita hantsakana ny olona
Enti-milaza zavatra handroina ka mass-ka rehefa lasan-ko fofona ny rano nahandroana azy: Efa ritra ny vary ao am-bilany ka antsoy ny olona fa hisakafo isika
Ringana, maty daholo, ripaka: Ritra tamin' ilay tondra-drano iny ny vorona nompianay teto
Lany, ringana, majifa, mafafa: Ritra tamin' ny loka ny hareny [1.1]
Explanations in English Dried up, all gone [1.7]
Explanations in French Desséché, sans eau: Ritra ny tanimbary (Les rizières sont desséchées)
Tari: Ritra ity loharano il y (Cette source a tari)
évaporé, absorbé: Ritra ny hena (L'eau de la viande est évaporée) ~ Ritra ny vary ao am-bilavy (L eau est évaporée dans la marmite où cuit le riz)
Exterminé, comme dans une épidémie: Ritra ny vahoaka tamin' izany areti-mifindra izany (Le peuple fut exterminé dans cette épidémie)
Consumé: Ritra ny hareny tamy ny fisotroan-toaka (Il a consumé sa fortune en buvant du rhum)
épuisé: Ritra ny voankazonay (Nos fruits sont épuisés)
Saisis tous d'un rire général: Ritry ny hehy ny olona (Tout le monde fut saisi de rire) [1.3]
 Desséché, évaporé [1.8]
 (toute l'île). Racine verbale et adjectif, sens général : desséché.
En parlant des fruits, se dit de ceux qui sont spongieux, sans jus. Par exemple : ritra ilay voasary : cette orange est spongieuse, sans jus.. [Vocabulary: Botany: (in general)] [1.196]
Examples ny oran-ko ritra / ny oran-ko tankina / tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/07