|
|
|
|

Entry 1  manamaina
Root  2 maina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba
8 Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1]
Explanations in English  9 to dry [1.7]
Explanations in French  10 faire sécher, dessécher [1.8]
Examples  11  Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina. [2.508#]
12  Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117#]

Updated on 2026/04/20