Entry loaka
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana
Mitovy hevitra: > mangobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ gorobaka ~ mangirana ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona [1.1]
Explanations in English Hole through something [1.7]
Explanations in French Troué, percé [1.3]
 Trou [1.8, 1.196]
 Plaie, ouverture béante [1.196]
Derivatives 
Synonyms hirika ~ lavaka ~ haroka
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/06/02