|
|
|
|

Entry 1  mandoaka
Root  2 loaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny [1.1]
Explanations in English  9 to make a hole through [1.7]
Explanations in French  10 percer un trou, trouer [1.8]
Examples  11  Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#]
Analogs  12  manatangirika, 13  mandavaka, 14  mangirika
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandoaka
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 manadoka, 18 mandaoka, mandoaka

Updated on 2026/04/22