Entry | 1 miloaka (loaka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Misy loaka na lavaka 4 Maninteraka [1.1] |
Explanations in English |
5 to have a hole in it [1.7] |
Explanations in French |
6 être percé, troué [1.3, 1.8] 7 ouvrir la bouche pour parler: vao niloa-bava izahay, vao niloaka ny vavanay, dia tonga izy (à peine nous avions ouvert la bouche pour parler qu’il est arrivé [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miloaka |
Anagrams | 14 kaliôma, kimalao, Mailoka, mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka, miloaka, miolaka |
Updated on 2023/09/08 |