Entry mangirana (hirana)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka
Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany
Raronao izany
Mora kokoa, misy hihoriranana
Tsisy hevitra [1.1]
Explanations in English To have chinks through which the light shines [1.7]
Explanations in French Brillant
Laisser appaître la lumière par des fentes [1.8]
Examples 
1hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. [2.529]
2Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472]
Morphology 
Present : mangirana, mangiran-, mangiram-
Past : nangirana, nangiran-, nangiram-
Future : hangirana, hangiran-, hangiram-
Synonyms mangirangirana
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/12