Entry levina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1]
Derivatives 

Entry levina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1]

Entry levina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1]
 Fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
Explanations in French Niveau, niveau d'eau [1.3]
 Niveau [1.13]
Vocabulary 
Synonyms lenta
Origin English: level.

Anagrams 

Updated on 2022/05/14