|
|
|
|

Entry 1  mandevina
Root  2 levina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
9 Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1]
Explanations in English  10 to bury [1.7]
Explanations in French  11 ensevelir, enterrer [1.8]
Examples  12  ary izay maty iaraha-mandevina. [1.370#62]
13  Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472#]
Combinations  14  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandevina
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21