|
|
|
|

Entry 1  fandevenana
Root  2 levina
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana [1.1]
Explanations in English  7 the act of burial, a funeral [1.7]
Explanations in French  8 l'action d'enterrer, les funérailles [1.3#404]
9 action d'enterrer, funérailles [1.8]
Examples  10  Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana. [2.472]
11  Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. [2.508]
12  Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! [2.471]
Proverbs  13  Proverbs containing that word
Article  14 Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/21