|
|
|
|

Entry alevina (levina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala
Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana [1.1]
Explanations in English To be buried [1.7]
Explanations in French Qu'on enterre [1.8]
Examples 
1Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. [2.508]
2Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. [2.424]
Morphology 
Present : alevina, aleviko, alevinao, aleviny, alevintsika, alevinay, alevinareo, alevin', alevin-, alevim-, alevi-
Past : nalevina, naleviko, nalevinao, naleviny, nalevintsika, nalevinay, nalevinareo, nalevin', nalevin-, nalevim-, nalevi-
Future : halevina, haleviko, halevinao, haleviny, halevintsika, halevinay, halevinareo, halevin', halevin-, halevim-, halevi-
Imperative : aleveno

Updated on 2023/10/07