|
|
|
|

Entry1  kivy
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Vocabulary  8  Emotions
Explanations in Malagasy  9  Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1]
Explanations in English  10  discouraged, dismayed [1.7]
Explanations in French  11  découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
12  dégoûté [1.3]
Examples  13  Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472]
14  kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Analogs  15  ketraka, reraka, maimolotra, resy, rera-po, reratsaina, soretra, soredretra, mikely soroka, migarera, mivareraka, mibareraka elatra, tapaka elatra, mirefarefa lamba, mitakemotra, miverina ilalana, mikororosy fahana, mivalaketraka, miraviravy tanana, mandevin-tsotrobe, mivarilavo, mamoy fo, manary toky
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word kivy

Anagrams  18  kivy, viky

Updated on 2023/10/29