|
|
|
|

Entry (1/2) 1  akivy
Root  2 kivy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina hanakivy, manaketraka [1.1]

Entry (2/2) 9  akivy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 [Antesaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [1.1]
Examples  12  Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay. [2.508#]

Anagrams  akivy, 13 vaiky

Updated on 2026/04/19