Entry mikororosy fahana
Elementary words mikororosy ; fahana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny basy izay tsy amin' ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina
Olona mivarina amin' ny toerana ambony misy azy [1.1]
Explanations in English Used of walls not properly built falling down, or of a person who is too readily disturbed or troubled. [1.2]

Updated on 2023/05/20