Entry | kinany > kinaka (kaka) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1] | ||||||
Explanations in French | Calé [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voakaka | ||||||
Entry | kinany > kinaka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Jereo hinaka [1.1] | ||||||
Explanations in French | Comme hinaka | ||||||
Anagrams | kanika, kinaka |
Entry | kinany > kina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | Silencieux. Corruption de gina [1.3] | |
Entry | kinany > kina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Manavy kely, dondozy [1.1] | |
Vocabulary | Health | |
Entry | kinany > kina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Bara] Ramanavy makadiry [1.78] | |
Anagrams | anky, kina |
Entry | kinany > hinaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [1.1] | |
Derivatives |
| |
Synonyms | hinakinaka | |
Entry | kinany > hinaka | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Sady lehibe no matavy, botrefona [1.1] | |
Derivatives |
| |
Synonyms | hinakinaka | |
Entry | kinany > hinaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Tankarana] Grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny. [1.19] | |
Anagrams | hakany, hany ka, hinaka, nakahy |
Entry | kinany > hinana (hana) | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | [1.12] | ||||||||||||
[1.3] | |||||||||||||
Examples | ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy.
[2.59] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Anagrams | hanany, hanina, hinana |
Entry | kinany > kinana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [Tanosy] tanantanamanga [1.78] | ||
Explanations in French | [Tankarana] Huile de ricin. (tsìroka) § tanantanamanga. [1.19] | ||
[Bara, Betsileo, Mahafaly, Sakalava] (parfois improprement orthographié kinany, Mensier, Dictionnaire des huiles végétales, etc.) (de nana : sécrétion blanchâtre des plantes, assimilée au pus qui se forme dans les organes humains infectés). Nom de diverses plantes sécrétant du latex. Surtout : Jatropha curcas L. et Ricinus communis L. (Euphorbiaceae). [1.196] | |||
Scientific name | Jatropha curcas, Ricinus communis | ||
Vocabulary | Botany | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | ankany, ankina, kanina, kinana |