|
|
|
|

Entry 1  fihinana
Root  2 hinana
Part of speech  3  noun or adjective
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary
7 Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1]
Examples  8  fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117#121]
9  Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [2.643#58]
10  Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59#335]
Combinations  11  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fihinana
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 fahaniñy, fihinana, 14 Ny Fanahy

Updated on 2026/07/17