Entry ilika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny ila, ny tehezana: Marary ato amin' ny iliko havanana ato
Fanosehana zavatra manakantsakana ho eny an-tsisintsisin-toerana
Fanomezantsiny ny sasany [1.1]
Explanations in English  [1.2]
 The side [1.7]
Explanations in French Le côté [1.8]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/07