|
|
|
|

Entry 1  miilika
Root  2 ilika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitangorona, midodododo misisika: Miilika aty aminay ny fakonareo ka tsy manaiky izahay. / Miilika eo aminay daholo ireo zana-kavanay ka sahirana izahay [1.1]

Updated on 2026/04/20