| Entry | 1 manilika |
| Root | 2 ilika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?
9 Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa 10 Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [1.1] |
| Explanations in English |
11 to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away.
[1.2] 12 to push aside or farther off [1.7] |
| Explanations in French |
13 pousser de côté ou plus loin
[1.8] |
| Examples |
14 Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny.
[2.472]
|
| Vocabulary | 15 Motion |
| Synonyms | 16 manilikilika |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 18 malinika, 19 mañaliky, manilika |
| Updated on 2026/04/22 |
|