|
|
|
|

Entry 1  ailika
Root  2 ilika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Aza ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy
9 (tsiny, raharaha) Omena ny hafa, atolaka any amin' ny hafa, nefa tokony ho an' ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao ~ Nailiny tamin' ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina. [1.1]
Explanations in English  10 to be pushed farther off [1.2, 1.7]
Explanations in French  11 à pousser à côté ou vers, qu’on réunit sur un point, qu'on rejette sur, dont on se débarrasse sur [1.3]
12 qu'on repousse à une certaine distance [1.8]
Examples  13  Aza ailikao eo akaikin' ny varavarana ny vovoka, fa ario lavitra (Ne poussez pas, ne réunissez pas la poussière près de la porte, mais jetez-la loin) [1.3#278]
14  Izy no namaky ny siny ka ailiny amiko (Il a cassé la cruche et il rejette la faute sur moi) [1.3#278]
15  Anjara raharahanao izany ka aza ailika amiko (C'est votre part de travail et ne cherchez pas à vous en débarrasser sur moi) [1.3#278]
Synonyms  16 ailikilika
Combinations  17  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ailika
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  ailika, 19 laikia

Updated on 2026/04/22