| Entry | 1 haza |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
16 Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
17 Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1] |
| Explanations in English |
18 a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot
[1.2] 19 something gotten by hunting or fishing, game [1.7] |
| Explanations in French |
20 [Tankarana] pêche au filet ; chasse.
[1.19] 21 butin de la chasse, produit de la pêche [1.8] |
| Examples |
22 Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets.
[1.436#]
23 nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293#] |
| Analogs | 24 remby, 25 toha |
| Combinations | 26 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word haza |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Article | 28 Randzavola: haza ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | haza, 29 zaha |
| Updated on 2026/04/22 |
|