|
|
|
|

Entry1  fihaza (haza)
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka [1.1]
4  Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1]
Explanations in French  5  Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3#228]
Examples  6  Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona; [2.996#]

Anagrams  7  fihaza, fizaha

Updated on 2023/01/09