Entry | 1 hazaina (haza) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 Samborina: Trandraka no nohazainay 4 Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo [1.1] |
Explanations in English | 5 to be hunted, to be chased [1.2]6 to be hunted [1.7] |
Explanations in French | 7 qu'on chasse [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 haizana, hazaina, ihazana, izahana |
Updated on 2023/01/20 |