|
|
|
|

Entry1  remby
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  Fitadiavana, fihazana [1.78]
5  Haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [1.78]
6  Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika [1.1]
7  Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [1.1]
Explanations in English  8  Food gathered in the wilds [1.7]
Explanations in French  9  Nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [1.8]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Nouns :
14  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word remby

Updated on 2023/08/11