Entry (1/3) | 1 foy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo [1.1] 4 Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy [1.1] 5 Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra [1.1] 6 Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1] |
Explanations in English |
7 Hatched [1.2] 8 Suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout [1.2] 9 Secret conversation becoming known [1.2] |
Explanations in French |
10 éclos [1.3, 1.82] 11 Percé [1.3, 1.5] 12 Divulgué [1.3, 1.5] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 19 foy |
Part of speech | 20 participle |
Explanations in Malagasy |
21 Ilaozana, ialana [1.78] 22 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1] |
Explanations in English |
23 Abandoned, given up [1.2, 1.7] 24 Forsaken, deserted, despaired of. [1.2] |
Explanations in French |
25 Abandonné [1.8, 1.5, 1.82] |
Examples |
26 ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48] 27 Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 36 foy |
Part of speech | 37 passive verb |
Explanations in French |
38 Qui ose [1.82] |
Anagrams | 39 foy, ofy |
Updated on 2023/06/08 |