Entry | 1 mahafoy (foy) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe [1.1] |
Explanations in English | 4 same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money. [1.2]5 to be willing or able to give up [1.7] |
Explanations in French | 6 Qui abandonne ou peut abandonner [1.3#180] |
Examples |
7 fa raha tsy hendry hianao, mora mahafoy aho; [2.69#] 8 Tsy mahafoy vola hamidy takotra ka manta vary. [2.436#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mahafoy |
Anagrams | 16 mahafoy, mahaofy |
Updated on 2023/03/29 |